diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt new file mode 100644 index 0000000..40793ff --- /dev/null +++ b/01/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 \v 2 \v 3 Paoly, vĂ´gadra an'i Jesosy Kristy, sy ny rahala Timoty ho an'i Filemona, namana malalanay sy mpiara-miasa aminay, ary ho an'i Apia anabavinay, sy Arikipo miaramila namanay, ary ho an'ny fiangonana ze miangona akao an-dragnonao. Ho aminareo anie ny fahasoavana sy fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. \ No newline at end of file