diff --git a/01/17.txt b/01/17.txt index d5b346a..89c5fbf 100644 --- a/01/17.txt +++ b/01/17.txt @@ -1 +1 @@ -Ka raha managna anà ho mpiara-miasa anao, de raiso sala anà izy. Raha magnano ny tsy manjary izy na mitrosa na ino na ino aminao, de ataovo ho anà zany. Za, Paoly, manoratra zao amin'ny tagnako: Za no hagefa aminao. Tsy milaza aminao hoe mitrosa ny tegnanao aminà anao. Yôny, ry rahala, ataovo mahazo tombony akao amin'ny Tompo za; ameo fitsaharana ny foko akao amin'i Kristy. \ No newline at end of file +\v 17 \v 18 \v 19 \v 20 Ka raha managna anà ho mpiara-miasa anao, de raiso sala anà izy. Raha magnano ny tsy manjary izy na mitrosa na ino na ino aminao, de ataovo ho anà zany. Za, Paoly, manoratra zao amin'ny tagnako: Za no hagefa aminao. Tsy milaza aminao hoe mitrosa ny tegnanao aminà anao. Yôny, ry rahala, ataovo mahazo tombony akao amin'ny Tompo za; ameo fitsaharana ny foko akao amin'i Kristy. \ No newline at end of file