auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-15 13:42:20 +03:00 committed by root
parent 936bd0fdc9
commit 42a1961c1c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka raha managna anà ho mpiara-miasa anao, de raiso sala anà izy. Raha magnano ny tsy manjary izy na mitrosa na ino na ino aminao, de ataovo ho anà zany. Za, Paoly, manoratra zao amin'ny tagnako: Za no hagefa aminao. Tsy milaza aminao hoe mitrosa ny tegnanao aminà anao. Yôny, ry rahala, ataovo mahazo tombony akao amin'ny Tompo za; ameo fitsaharana ny foko akao amin'i Kristy.
\v 17 \v 18 \v 19 \v 20 Ka raha managna anà ho mpiara-miasa anao, de raiso sala anà izy. Raha magnano ny tsy manjary izy na mitrosa na ino na ino aminao, de ataovo ho anà zany. Za, Paoly, manoratra zao amin'ny tagnako: Za no hagefa aminao. Tsy milaza aminao hoe mitrosa ny tegnanao aminà anao. Yôny, ry rahala, ataovo mahazo tombony akao amin'ny Tompo za; ameo fitsaharana ny foko akao amin'i Kristy.