plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/01/35.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 35 \v 36 \v 37 Nifoha am-polakeka Izy ra mbola maizigny ny andro. Niala takeo Izy ary nande takegny amin'ny toerana mitokana ary takeo Izy no nivavaka. Nitady anazy Simona sy reo izay niaraka taminazy. Nahita anazy zareo ary nikoragna taminazy magnano hoe: "Mitady an'nao daôly ny olona".