plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/01/04.txt

1 line
420 B
Plaintext

\v 4 \v 5 \v 6 Tonga Jaona, nagnano batisatany an-kodahoda ary nitory ny batisan'ny fibebahagna ho amin'ny famelan-keloka vokatry ny ota. Ny ola daôly takegny Jodia sy ny ola takao Jerosalema de tonga nagnantona anazy. Nataony batisa tao amin'ny farihin'i Jordana zareo refa nibaboka ny fahotagny. Jaona de nitafy lamba volon-drameva ary nagnano fekibo oditra tamin'ny andilagny, ary valala sy tantely dia no fihignany.