plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/04/24.txt

1 line
285 B
Plaintext

\v 24 \v 25 Ozy taminjareo hoe: Mitandrema amin'ny teny ze fa regninareo, fa arakaraka ny fagnoaranareo ihany no hagnoharana an'nareo, ary ampena aminareo izany. Satria na iza na iza magnana de, de amegna betsak izy, ary na iza na iza tsy managna, na ze anagnany aza de alaina aminazy.