plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/10/29.txt

1 line
445 B
Plaintext

\v 29 Ary ozy Jesôsy: "Lazaiko marina aminareo,tsy misy olona mandôsa ny tranony na ny ralainy na ny ravaviny,nany zagnany, na ny taniny noho ny Aminà sy ny Filazantsara, \v 30 ka tsy hahazo avy zatoeny amin'izao taonjato ankeitriny izao. De trano, rahalahy,rahavavy,reny,zanaka sy tany miaraka amin'ny fagnenjena,ary amin'ny taonjato hoa avy de fiaignana mandrakizay. \v 31 Fa betsaka ny vôlôny no lasa farany ary ny farany lasa volôny."