plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/14/60.txt

1 line
503 B
Plaintext

\v 60 \v 61 \v 62 Ary ny mpisorogna be nitsangana takeo amin'jareo de nagnontany an'i Jesôsy hoe: '' Tsisy lazaina ma Anao? Ino zany iampangan'ireto ôla reto An'nao zany. Fa nangigna Izy sady tsy namaly na ino na ino. De mbôla nagnontany Anazy ndre ny mpisorognabe ka nagnano hoe: '' Aano ma no Kristy Zanak'le voatahy?'' De ozy Jesôsy hoe: '' Zã no Izy,ary ho hitanareo ny Zanak'ôla rafa mpietraka akeo an-tagnana an-kavanan'ny herin'Andriamanitra sy ny avy akaigny amin'ny rôndron'ny lanitra.''