\v 35 \v 36 Nagnalavitra kely Jesôsy, niankotra tamin'ny tany, de nivavaka Izy mbô ra azo atao. hialaAminazy zany ora zany . Ozy Izy hoe: '' Aba Ray ô, ny ra daôly hainao atao,alao Amina ty kapôka ty .Nefa ôka tsy ny sitrapoko no atao fa ny An'nao.