1 line
317 B
Plaintext
1 line
317 B
Plaintext
\v 20 \v 21 Jesôsy namaly ka nitare anazy reo hoe: Ny raika aminareo rombefolo la zany, le miara-mangnatsoboka mofo Amina, agnaty vile zao. Fa ny Zanak'ôla de ande amin'ny lãlana ze efa vôlazan'ny Soratra Masina momba Anazy. Fa loza kosa ho an'ze leila ze hamadika ny Zanak'ôla. Tsara ho anazy ra tsy teraka izy. |