1 line
285 B
Plaintext
1 line
285 B
Plaintext
\v 15 \v 16 Atorony anareo efitragno geda agnambon-drena misy fanaka ze efa vognona tsara izy. Akao no ataovo ny fagnomagnana daôly ho antsika. De lasana ny mpianatra ary namonjy tanãna hitanjareo araka ze efa nolazainy taminjareo ny ra daôly, De nagnomana ny sakafon'ny Paka zareo. |