plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/14/06.txt

1 line
528 B
Plaintext

\v 6 Nefa ozy Jesosy hoe:'' Avilao izy nagnino anareo no magnano ze mampalaelo anazy? Ra tsara no nataony tamina. \v 7 Ny mahantra aminareo akeo fogna, ary afaka magnano soa anazy fogna anareo na amin'ny ino na amin'ny fotoana ino, fa Za kosa tsy hipetraka aketo aminareo aketo fogna. \v 8 Nagnano ze azony natao izy nagnositra ny tegnako ho amin'ny fandivegnana izy, \v 9 Lazaiko marina aminareo, na aiza na aiza hitoriana ny filazantsara magnerana ny tany, de ho tinenina ny nataon'ity vevavy ity, mbo ho fahatsiarovana anazy.