plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/14/01.txt

1 line
293 B
Plaintext

\c 14 \v 1 Ary roa andro mialô ny paka finanana ny mofo tsisy masirasira tamin'izany.Nikaraka fomba hisamborana an'i Jesosy antsokotsoko reo lôhan'ny mpisorogna sy ny mpanoradalana , ary hamono Anazy aviakeo. \v 2 '' Fa ozy zareo hoe: Alay tsy amin'andro fety,mbo tsy hampikotaba ny ôla.''