plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/02/25.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 25 De ozy Izy taminjareo: "Mbôla tsy novakinareo ma ze nataon'Davida rafa tao agnatin'ny tsy fisena sy hanoanana izy sy reo leila niaraka tamin'Azy_ \v 26 nanakôry ny fomba nidirany tao andragnon'Andriamanitra tamin'andron'Abiatara mpisorogna be, de nihinana ny mofon'ny fanatrehana, ze tsy ara dalana na ho an'iza n'iza mihinana afa-tsy ny mpisorogna fogna, ary mbôla nagnomezany betsaka an'reo ze niaraka tamin'azy?"