plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/02/18.txt

1 line
435 B
Plaintext

\v 18 Ary nifady ahanina reo mpianatr'i Jaona sy reo Fariseo. Leila maro no nagnantona an'Azy ka nitare tamin'Azy hoe: "Nagnino ny mpianatr'i Jaona sy ny mpianatr'ireo Fariseo no mifandy ahanina, fa ny mpianatrao kosa tsy mbô mifady.?" \v 19 De ozy Jesosy taminjareo hoe: "Afaka mifady ahanina va ny mpamonjy fanambadena ra mbola akeo ny mpampakatra? Raha mbola miaraka aminjareo akeo ny mpampakatra,de tsy afaka mifady ahanina zareo.