plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/02/15.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 15 Ninana takao an-dranon'i Levy Jesosy ary mpamory hetra sy ôla mpanota betsaka no niaraka ninana tamin'Azy sy reo mpianany fa betsaka zareo no takao ary nagnaraka an'Azy.\v 16 Ary reo mpanora-dalàna , ze Fariseo, rafa natazagna an'i Jesosy niaraka ninana tamireo ôla mpanota sy reo mpamory hetra de nagnotany ny mpianany hoe: "Nagnino Izy no miaraka minana amin'ny mpamory hetra sy ôla mpanota?"