plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/02/13.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 13 Avy takeo nivoaka takeo amorondranomasina ndre Izy ary nagnatogna an'Azy daholo ny vaôka, ka nampianariny zareo.\v 14 Ary rafa nandalo Izy, de natazagna an'i Levi zanak'i Alfeo nipetraka takeo amin'ny tôrana fanangonana hetra de ozy Izy: "Magnarà Anà." De nitsangana izy de nagnaraka an'Azy.