1 line
309 B
Plaintext
1 line
309 B
Plaintext
\v 8 Fa Jesosy nahafantatra avy hatraigny tao amin'ny fanahiny ny ra neritreretin'jareo. Ary Ozy tamin'jareo: "Nagnino nareo no mieritreritra an'zany ra zany akao am-ponareo?\v 9 Ino no mora ny miteny amin'le leilà malemy hoe: 'Vovela ny helokao' se ny hoe: 'Mitsangàna, batao ny fandrenanao, de mandeana'? |