|
\v 18 Magnana maso nareo, fa tsy matazagna nga? Magnan-tsofigna, fa tsy maregny nga? Tsy tadidinareo nga?\v 19Rafa nanapaka ny mofo dimy ho an'ôla dimy arivo Za, de karapaka firy feno sombitsombina mofo no nangoninareo? Ozy zareo taminy hoe: "Roambefola" |