plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/01/38.txt

1 line
273 B
Plaintext

\v 38 Ozy hoe: "Anda tsika ho aigny amin'ny toeran-kafa, aigny avelan'ny tanana magnodidigna, mba ahafako mitory teny akaigny kô. Fa zany no antony nivoako nangaty." \v 39 De nititeziny daôly Galilia, nitory teny takao amin'ny synagogan-jareo sady nandrôka demonia maro.