plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/09/26.txt

1 line
263 B
Plaintext

\v 26 Niaika mafy izy ka nampifanintogna mafy an'le gaogna lahy ary avy takeo de nivôka. Ary ôtran'ny ôla maty le gaogna lahy, ka maro no nitare hoe: ''Maty izy.''\v 27 Fa Jesôsy nandray anazy tamin'ny tagnana ka nagnarina anazy de nitsangana le gagna lahy.