plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/01/27.txt

1 line
238 B
Plaintext

\v 27 \v 28 Gaga daôly ny ola ka nifanontany hoe: "Ino ty? Fampianarana vaovao misy fahefana? Baikony ary mbakan'ireo fanahy maloto aza manaiky anazy." Ny vaovao momba anazy dia niparitaka tegny rehetra tegny tao aminn'y faritry Galilia.