1 line
361 B
Plaintext
1 line
361 B
Plaintext
\v 14 \v 15 Ary rafa voasambotra Jaona de tonga takao Galilia Jesosy nitory ny filazantsaran'Andriamanitra. Ary nilaza hoe: "efa tonga ny fotoana, ary efa ankeky ny fanjakan'Andriamanitra. Mibebaha de minoa ny filazantsara. Rafa nande tagny amoron-dranomasin'i Galilia Izy, de natazana an'i Simona sy Andrea rahalahin'i Simona nagnarato satria mpagnarato zareo. |