plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/01/09.txt

1 line
359 B
Plaintext

\v 9 \v 10 \v 11 Tamin'ny andro nahatongavan'i Jesosy tao Galilia no nitrangan'izany, ary nataon'i Jaona batisa tao amin'ny farihin'i Jordana Izy. Ra vô nivôka ny rano Jesosy de hitany nisokatra taminy ny lanitra, ary nidina teo aminazy ôtran'ny voromelala ny Fanahy. Ary nisy feo avy any an-danitra nagnano hoe: "Anao no Zanako malalako, Anao no sitrako".