plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/07/02.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 2Ary tazan'jareo ny mpianany sasagny nihinana mofo tamin'ny tagnana maloto, zany hoe, tsy vôsasa . \v 3 (Fa ny fariseo sy ny jiosy daôly de tsy mba mihinana raha tsy efa nanasa tagnana zareo, satria magnaraka ny fombofomban'ireo loholona.)\v 4Ary rafa miverigna avy aigny an-tsena ireo Fariseo, de tsy mihinana zareo ra tsy avy mandro ary mitandrina fomba maro hafa fatratra zareo, ôtrany ny fagnadiovana ny kapoaka sy ny famarana, sy fanaka varahina, ary ny fandrena izay ihinanan'jareo.)