plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/16/09.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 9 Vô ampôlakeka tamin'ny andro vôlôhany tamin'ny herignandro, tafaran'ny nitsanganany, de nibôgna tamin'i Maria Magdalena alo Izy, le nandroasany devoly fito. \v 10 De lasa Maria ka nitatibolana tamreo ô'la niaraka tamin'i Jesôsy, rafa mbôla nisaona sy nitomagny zareo.\v 11 Regninzareo fa velona Izy sady natazagna Anazy izy , saingy tsy nino njareo