plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/15/06.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 6 Ary tamin'ny andro firavoravoana, de namotsotra gadra raika ho anjareo foagna Pilato, gadra ze nagnatahanjareo.\v 7 Niaraka tamin'ireo mpikomy takao am-ponja, Takeo amireo mpamono ôla ze voatana nohon'ny fandraisanjareo anjara tamin'ny fikomiana, de nisy leila raikana antsoina hoe: Barabasy.\v 8 De nankeo amin'i Pilato ny vahôka ka nanomboka nangataka taminy mba hagnanovany an-jareo araka ze fataony tagny alô.