plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/14/66.txt

1 line
550 B
Plaintext

\v 66 Ary ra takeo am-pidignana takeo an-kianja takeo Petera de nagnatona Anazy ny raika tam'reo gaom-bavin'ny mpisorognabe . \v 67 Natazagna an'i Petera nitsangana namindro takeo amin'ny afo izy, de nidininy ankeky, de ozy izy taminazy hoe: '' Anao kô niaraka tamin'i Jesôsy le Nazarena . \v 68 Fa izy nandà an'zany nagnano hoe: ''tsy fantatro ary tsy haiko ze tineninareo. Avekeo lasa niala ny kianja izy. [Fagnamarinana: reo fandikana sasany nagnampy hoe: ''De nagneno ny akoho,'' fa reo fandikana talô tsara indrindra de tsisy an'io teny io.]