plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/14/63.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 63 Ary ny mpisorognabe nandrovitra ny fitafeny sady nagnano hoe: ''Mbôla mila vavolombela kô ma tsika?. \v 64 Fa regninareo ny tegny ratsiny. Ino fanapa-kevitrareo? Zareo daôly de samby nagnameloka Anazy ôtran'ny ôla tokony melona ho foaty. \v 65 Ny sasany nanomboka nandrora Anazy ary nanarogna ny tareny ka namely Anazy sy nagnano taminazy hoe: '' Maminania'' Ary reo manam-boninahitra niaka Anazy ka nidaroka Anazy.