plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/14/57.txt

1 line
286 B
Plaintext

\v 57 Ary nisy ôla sasany nitsangana ka nempanga lainga Anazy; de ozy zareo hoe: \v 58 ''Regninay Izy niteny hoe: 'Arobako ty Tempoly nataon-tãgnana ty ary agnatin'ny telo andro Za de hanangana raika hafa tsy nataon-tagnana. \v 59 Fa mbôla tsy nifagnaraka fogna ny fiam-pangan'jareo.