\v 28 Fa rafa avy hitsangana ami'ny maty Za de hialô lãlana anareo hankao Galilia. \v 29 De ozy Petera taminazy hoe: '' Na de hiala avokoa aza ny daôly, za tsy mbô hiala.