\v 26 Rafa avy nihira fiderana zareo de nande taigny an-tanety Oliva, \v 27 Ozy Jesôsy tamin'jareo hoe: ''Hilefa Ana daôly nareo fa vôsoratra hoe: Hamely ny mpiambina ondry Za ary hiparitaka ny ondry.