plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/14/17.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 17 Rafa hariva ny andro, de tonga niaraka tamin'ireo rombefolo la Izy, \v 18 Rafa nipetraka takeo amin'ny latabatra sy ninana zareo, de ozy Jesôsy hoe: Lazaiko marina aminareo , fa ny raika aminareo ze miaraka minana Amina aketo de hamadika Ana. \v 19 Nalaelo mafy zareo daôly, ka nitare taminazy tsiraikaraika hoe: Tsy za mintsy zany!.