plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/13/33.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 33 Mitandrema! Membena, satria tsy fantatrareo ny ora. (Fagnamariana: Ireo faefana talô de hoe: Mitandrema! Membena ary mivava, satria...) \v 34 Zany de sahala amin'ny leila raika nande lavitra nandao ny tragnony izy ka reo mpanompony no nataony niandraikitra ny tragnony, samy amin'ny asany avy, ary nandidy ny mpiambina Izy mba tsy hatory.