plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/13/30.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 30Taraviko aminareo, marina tokô, ty taranaka ty de tsy ho lany ritra mandra-pibôgnan'zany ra daôly zany.\v 31 Ho levona ny lanitra sy ny tany, fa ny teny kosa tsy mba ho levona mandrakizay.\v 32 Fa ny makasika an'zany andro na ora zany, de tsisy mahalala, na de reo anjely aigny an-danitra aza, na ny Zanaka, fa ny Ray iany.