plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/13/28.txt

1 line
264 B
Plaintext

\v 28 Mangalà lesona avy amin'ny aviavy. Raha vô mandrobogna sy mandravina ny rantsagny, de fantatrareo fa ankeky ny lôtaona.\v 29 Sahala ami'zany kô, raha vô hitanareo fa mibôgna zany ra daôly zany, de fantatrareo fa efa ankenky Izy, magnankeky ny vavady.