plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/13/24.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 24 Kanefa afaran'reo faoren'reo andro reo, de hiamaizigna ny masoandro, sy ny volana tsy hagnome ny hazavany, \v 25reo kintana hiraraka avy akaigny amin'ny lanitra, ary reo hery ze akao an-danitra ho hozongozognina.\v 26 Ka ho tazan'jareo ny Zanak'ôla avy aigny amin'ny rôndro amin'ny hery lehibe sy voninatra. \v 27 Ary agniraka ny anjeliny Izy ka hagnangona miaraka reo ôlom-bôfidy avy aigny amin'ny vazan-tany efatra, avy aigny amin'ny faran'ny tany ka atraigny amin'ny faran'ny lanitra.