plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/13/21.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 21 Ary ra misy ôla miteny aminao hoe: "Jereo, aty Le Kristy!" na kô hoe: 'Jereo, ary izy!' de aza mino an'zany. \v 22 Fa isy Kristy sandoka sy mpaminagny sandoka ibôgna ary hampiseo famantarana sy fagagana, mba hamitana, na de ny ôlom -bôfidy aza, ra azo atao.\v 23 Membena! Efa vôlazako taminareo melôan'ny fotôna reo ra daôly reo.