plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/13/17.txt

1 line
455 B
Plaintext

\v 17 Lozan'reo vevavy bevoka sy mampinono ami'zany andro zany! \v 18 Mivavà nareo mba tsy amin'ny rirignina no iboagnan'zany.\v 19 Fa hisy fahorena be, ze tsy mbôla nisy atram'bôlôny, rafa nagnambôtra an'zao tontolo zao Andriamanitra, ka mandrak'zao, tsia, ary mandrakizay tsisy tsony zany.\v 20 Ary ra tsy hoe nafoezin'ny Tompo zany andro zany, de tsisy nofo ho vôvonjy. Fa no ny ôlom- bôfidy ze nofidiny, de nafoeziny ny isan'zany andro zany.