plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/13/09.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 9 Mitandrema nareo. Ho atolotr'zareo amin'ny synedriona anareo, ary ho tarôny akao amin'ny synagoga. Hitsagana magnolôna an'reo mpanapaka sy reo mpanjaka no ny Amina anareo, ho vavolombela aminjareo.\v 10 Fa ny filazantsara de tsy maintsy otorina aigny amin'ny firenena daôly alô.