plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/13/07.txt

1 line
306 B
Plaintext

\v 7 Rafa maregny ady sy resabe momban'ny ady anareo, de aza magna; tsy maintsy ibôgna reo, fa tsy mbôla zay ny farany.\v 8 Fa isy firenana itsangana amely firenena, ary isy fanjakana amely fanjakana. Ary isy orohoron-tany amina tôrana maro, sady isy silaona. Izany ny fendoan'ny fahorenan'ny fiterana.