plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/13/05.txt

1 line
197 B
Plaintext

\v 5 Ary Jesosy nentomboka niteny taminjareo hoe: "Mitandrema mba tsisy ôla hampivily lalana an'nareo. \v 6 Fa betsaka no oavy amine Agnarako sy hilaza hoe: 'Za no izy,' ary betska no vôfitagny.