plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/13/03.txt

1 line
244 B
Plaintext

\v 3 Ary raha nipetraka takeo an-tanetin'Oliva nifanjo ny tempoly Izy, de nagnontany an'Azy mangingigna Petera, Jakoba, Jaona sy Andrea hoe:\v 4 "taravo aminay, ovena no hibôna zany ra daôly zany? Ino no famatarana rafa mitranga reo ra reo?"