plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/13/01.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 1 Ary ra niala takao an-kianjan'ny tempoly Jesosy, de niteny taminazy ny raika tami'reo mpianany hoe: "Mpampianatra ô, tazagno ny atsaran'ny vato sy ny atsaran'ny rafitra!" \v 2 Ozy izy taminazy hoe: "tazagnao ma reto rafitra gedabe reto? Tsy avela isy vato na raika ifampitikina akeo ka tsy ho ravana."