plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/12/41.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 41 Avy takeo Jesôsy nentotra nifagnitsy ny vata fanatazan-drakitra takao amin'ny Tempoly; Nitazana an'reo ôla daôly ze nandrotsaka vola takao amin'ny vata fandatsahan-drakitra . Mpanankarena maro no nandrotsaka vola beda be takao.\v 42 De nisy vaiavy mahantra mpagnano tegna raika tonga nandrotsaka farantsakely rôy, ze kely variroaventy. Oharogna amin'ny iraimbilanja.