plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/12/38.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 38 Tamin'ny fampenarany Jesôsy de nikoragna hoe: "Mitandrema amin'reo mpanora-dalàna, ze te mandende amin'ny akanjo lava ary ten'jareo ny arabaina akaigny an-tsena.\v 39 Ary ten-jareo ny maazo ny seza vôlôny agny amin'ny synagôga sy ny tôragna vôlôny any amin'ny fety.\v 40 Mandroba ny tranon'reo magnano tegna zareo ary magnano vavaka lava be ho regnin'ôla. Ireo leila ireo de handray fagnaelôhana gedabe tokô.