plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/12/35.txt

1 line
496 B
Plaintext

\v 35 namaly Jesôsy, ra nampianatra takeo amin'ny tempoly Izy de ozy Izy hoe: " Akôry na ny itaravan'ny mpanora-dalàna fa Kristy de Zanak'Andremagnitra? \v 36 Davida tegnany, tamin'ny Fanahy Masina, nagnano hoe: "Ny Tompo nitare tamin'ny Tompoko hoe:Miantôrà akao an-tagnana an-kavanako, mandrampagnaovako ny fahavalonao ho fitôran-tongotrao."\v 37 Davida tegnany aza nagnantso an'Azy hoe: Tompo; ka manakôry ny maha-Zanak'i Davida an'i Kristy." Nihaino tamim-pfalena reo vaôka maro be.