plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/12/32.txt

1 line
548 B
Plaintext

\v 32 Ozy le mpanora-dalàna hoe: "Tsara zany ry Mpampanatra." Vôlazanao marina fa Andremagnitra de tôkana, ary tsy misy af-tsy Izy.\v 33 Ary ny mite an'Azy amin'ny fo daôly sy amin'ny saigna daôly sy ny hery daôly, ary mité namagna ôtran'ny tegna, de tsara lavitra miôtra ny fagnatitra dorôna sy ny sorogna daôly.\v 34 Rafa hitan'i Jesôsy fa naggnome valina koragna hendry izy, de nitare taminy izy hoe: "Tsy lavitra ny fanjakan'Andremagnita anao". Ary tafaran'zany, de tsisy ôla sahy nametraka fagnontanena tamin'i Jesôsy intsony.