plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/12/28.txt

1 line
609 B
Plaintext

\v 28 Nisy raika tamin'ireo mpanora-dalàna tonga ary naregny ny Koragnan-jareo;\v 29 Hitany fa novalian'i Jesosy tsara zareo.Ary nagnotany an'Azy zareo hoe: Ino ny didy geda indrindra amin'izy daôly?" Jesosy namaly hoe: "ny geda indrindra de izao" Mihaino, ny Tompo Andriamanitsika,ry Israely de Tompo tokana.\v 30 Tsy maintsy mité ny Tompo Andriamanitsika Amin'ny fonao daôly anao , amin'ny fagnanao daôly, amn'ny fanahinao dahôly, amin'ny sainao dahôly sy amin'ny herinao daôly. Ty ny didy faharô: \v 31 "Tsy maintsy mite ny namagnao ôtran'ny tegnanao anao" tsisy didy hafa gedabe mihôtran'reo.