plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/12/20.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 20 Nisy fito mirala; nanambady le vôlôny ary maty, tsy nametraka taranaka.\v 21 Avy akeo naka an'azy ny faharo de maty, tsy nametraka taranaka de Ôtran'izany kô ny fatelo.\v 22 Tsisy nametraka taranaka zareo fito, ny farany indrindra, maty kô le ramatoa.\v 23 Amin'ny fitsanganana amin'ny maty, rafa hitsangana ndre zareo, de ho vadin'iza zareo? Satria samy nanambady an'azy daôly zareo fito mirala.